top of page
Blog
News, insights, and stories from Projet Jeune Leader's work to reimagine comprehensive sexuality education across Madagascar.
Filter by language:


Mivoatra am-pahatokiana : ny là lana nodiavin’i Mamisoa
Manasa anao hamaky ity tantaran’i Mamisoa ity, izay nanomboka niasa ho animatrice-éducatrice tato amin’ny PJL ary ankehitriny kosa lasa RT.

Lalaina Rafanomezantsoa
Mar 5, 2024


Ahoana no ahafahanay manohana bebe kokoa ny Jeune Leader?
Ahoana no ahafahanay manohana bebe kokoa ny Jeune Leader, mba hahafahan'izy ireo manohana bebe kokoa ny mpianany?

Tahiry Anjarasoa
Jul 13, 2023


Ny Fanararaotana ara-pihetseham-po any ambanivohitr'i Madagasikara
Ny Fanararaotana ara-pihetseham-po any ambanivohitr'i Madagasikara: Fanohanana nataon’ny tanora ho an’ny tanora.

Tahiry Anjarasoa
Jul 12, 2023


Manapaka ny tsingerin'ny fanararaotana ara-pihetseham-po miaraka amin'ny Hetsika Omena
Vao haingana ny Projet Jeune Leader no nanomboka niara-niasa tamin'ny ONG Omena mba hanatsarana ny fahaiza-manao sy hanamafisana ny traikefa

Laura Leeson
Jan 10, 2023


Modely malala-tsaina, miantoka ho avy mamiratra
Ny fialantsakana na ny mahazatovo dia tetezana tsy maintsy lalovan’ny olombelona rehetra, hialana amin’ny fahazazana ka hiampitana ho...

Tahiry Anjarasoa
Jan 9, 2023


Asandrato ny feon’ny fiaraha-monina ifotony hiantoka ny fahasalaman'ny vehivavy
Ny andron’ny 27, 28 sy 29 Septembre 2022 lasa teo no nanaovana ny fihaonambe ara-tsiantifika iraisam-pirenena momba ny fahasalamana teto...

Tahiry Anjarasoa
Oct 18, 2022


Fiaraha-Mientana ho an’ny Fanabeazana Feno Miantoka Ho Avy Mamiratra
“Tsy vitan’ny hoe manampy anay hamaha ny olan’ny tsy fahampian’ny mpampianatra ao amin’ny sekoly fotsiny ny fahatongavan’ity Mpanabe...

Tahiry Anjarasoa
Sep 12, 2022


Andao Hanamafy ny Firaisan-kinantsika: Symposium Mai 2022
"Fifaliana ho ahy ny milaza fa 0% ny tahan’ny bevohoka any am-pianarana nandritran’izay 3 taona niasan’ny Jeune Leader tao izay…" -...

Tahiry Anjarasoa
May 31, 2022


Iray andro miaraka amin’i Hanitra
« Isa-maraina dia mamaky na mijery hatsikana kely amin’ny tambazotran-tserasera aho hanombohako ny tontolo androko ; faranako amin’ny...

Lilie Randrianasolo
Mar 7, 2022


Fikambanana tonga ONG, mihalehibe hatrany Projet Jeune Leader
« Ahoana ny ataon’ny ONG-nareo iatrehana ny aretina covid-19 sy ny vokany? » Mpianatra avy amina sekoly ambony iray ao amin’ny...

Lilie Randrianasolo
Mar 4, 2022
bottom of page