Tahiry AnjarasoaFeb 1, 2021Lalao sy Fialamboly Mampivoatra sy Manitan-TsainaTeboka lehibe iorenan’ny tetik’asa Projet Jeune Leader ny famenoana ny banga amin’ny lafim-panabeazana. Ankoatra ny famoaboasana...
Lilie RandrianasoloOct 14, 2020Mihaja, tanora mavitrika sy mikiry nikaroka fahalalana sy fahaizanaMino izahay ato amin’ny Projet Jeune Leader fa maro ireo tanora no manana traikefa sy fahaiza-manao, ohatran'i Mihaja.
Projet Jeune LeaderSep 25, 2020Ny fanabeazan’ny tetikasa Projet Jeune Leader ny ankizy any an-tsekolyNy hahatonga ireo ankizy beazina ho lasa olom-banona no hany tanjona imasoan’ny tetikasa eo amin’ny zavatra rehetra ataony.
Projet Jeune LeaderMay 4, 2020Fandavatena, fitiavana sy fanajana ny asa: Mendrim-pisaorana ianareo ry Jeunes Leaders 2019-2020!“Hatramin'ny nampisy ny JL dia milamina ny saiko sady mampahay anay ary mampandray anjara kokoa eo amin'ny fianarana." -Mpianatra, CEG...
Projet Jeune LeaderMay 1, 2020Fahaiza-mitarika sy fahatokisan-tena, antoky ny hoavy: Tantaran'i Jeunes Leaders Elyse & Rojotiana
Projet Jeune LeaderFeb 25, 2020Hazo vanon-ko andry‘’Nitamberina tao an-tsaiko ny fotoana nianarako niaraka tamin’ireo JEUNES LEADERS.”
Tahiry AnjarasoaJan 10, 2020Gazety EKO sy pejy Tamberina, ho fanatsarana hatrany ny tolotry ny PROJET JEUNE LEADERMatanjaka kokoa ny tetikasa satria misy ireo singa fototra manohana azy amin’ny alalan’ny gazety EKO.